| Entrée | 1 mahasahana |
| Radical | 2 sahana |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 Qui peut faire face à un travail [1.3#557] |
| Exemples |
6 tantsaha dia tsy mahasahana ny andraikitra napetraka taminy, fa mainka manome vahana ny mpanam-bola aza.
[2.606#]
7 Ny vadiny tsy mahay mamaky teny sy manoratra, ary voapempo nandritra ny androm-piainany dia tsy mahasahana andraikitra araka asa. [1.369#] |
| Anagrammes | 8 hamasahana, 9 mahasahana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|