|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahalatsaka |
| Fototeny | 2 latsaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 qui peut poser, enrôler, avaler
[1.3] |
| Ohatra |
5 raha mihemotra kosa, inona no mahalatsaka azy?
[2.285#]
6 Inona no mahalatsaka an'Avaradrano noho Antananarivo? [1.336#] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 mahalatsaka |
| Singan-teny | 9 latsaka |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a climbing plant. Pipor borbonense, C. DC. Same as voamperifery,
12 sakavirombato, tsimperifery [Betsileo] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 (du préfixe maha : qui peut et latsaka : action d'enfanter, la tisane de ces plantes est administrée aux femmes pendant leur travail, pour rendre l'accouchement plus rapide). Piper pyrifolium Vahl et Piper pachyphyllum Baker (Piperaceae).
14 Renferment des alcaloïdes à action stimulante. 15 Les fruits sont employés comme condiment sous le nom de sakarivombato ou voantsiperifery. Voir ces noms. [Sihanaka, Bezanozano, Tanala] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tovy hevitra | 17 tsy mahalatsaka, tsimahalatsaka |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|