|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahalala ny rariny sy ny hitsiny |
| Singan-teny | 2 mahalala, 3 rariny, 4 hitsy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mitana ny fahamarinana mandrakariva ary mampihatra izany amin' ny tsy fanambakana ny sasany
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|