| Entrée | 1 mahafongotra |
| Radical | 2 fongotra |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en français |
4 qui ruine ou peut ruiner [1.3] |
| Exemples |
5 Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy.
[2.503]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|