|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahabibo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazankazo izay ny voany fanao amin' ny tombokavatsy mba hahamainty azy [Sakalava] [1.1]
4 (Anacardium occidentale) hazo fonentana, lava misandrahaka ny sampany, lehibe sady mafy toto ny raviny, mavo manopy mena ny voany. Avy any Amerika atsimo ary dia niitatra any amin' ny ankamaroan' ny faritra tropikaly. Ny Arabo no nampiditra azy teto Madagasikara tamin' ny taonjato faha-18, any amin' ny faritra atsinanana sy any avaratra andrefana mafana sy mando no be azy... [1.62]
Fanazavàna teny anglisy  5 the cashew tree; its nut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 anacardier, produit la noix de cajou koroso [Tankarana] [1.19]
7 l'anacardier; sa noix [1.8]
8 (déformation fréquentes de mabibo). Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  9 Haizavamaniry
Tsipelina hafa  10mabiba, mabibo, mahabiba
Tovy hevitra  11koroso
Kamban-teny rehetra  12Mahabibo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)13 Mahabibo
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  15 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  16 Mahabibo, mahabibo, 17 mibaboha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02