|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahabiba |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 hazo karazana roatra.
[1.62] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Anacardium occidentale L. (Anacardiaceae). Arbre d'origine américaine, diffusé dans tout l'Océan Indien par les navigateurs portugais..
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry |
| Tsipelina hafa | 6 mabiba, mabibo, mahabibo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 7 mahababy, 8 mahabiba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|