|
|
|
|

Teny iditra1  maha-ambany
Singan-teny  2 maha~, 3 ambany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny antony maha-tsinontsinona: Tsy fantatrao ve ny maha-ambany izao toetranao feno lainga sy fitaka izao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17