|
|
|
|

Teny iditra1  maha-olona
Singan-teny  2 maha~, 3 olona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona. [1.1]
6 fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 personnalité. [1.13]
Voambolana  8  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11