|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lotaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny toetran'ny zavatra malemy sy efa mohaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 très mou, comme les fruits trop mûrs qui se pourrissent [1.3]

Teny iditra (2/3)5  lotaka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Nofom-boankazo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 (de lo : pourri, gâté). Nom qu'on donne aux fruits tombés à terre et qui pourrissent sur place. [Merina] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)10  lotaka
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 Masitika fanditiana ny saron' alambika, natao tamin' ny ravim-bomanga nototoina ka nopotsipotsehina ho tonga koba, ary dia nafangaro tamin' ny lavenona na vovoka na tain' omby [1.1]

Fivaditsoratra  13 Lakato, lakato, lotaka, 14 takalo, 15 tolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21