|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohavolana |
| Singan-teny | 2 loha, 3 volana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Fihaonana fanaon' ny Protesta isaky ny alatsinainy voalohan' ny volana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the first Monday of the month.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 le premier lundi du mois.
[1.8] |
| Voambolana | 8 Fotoana 9 Finoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|