|
|
|
|

Teny iditra1  lohasorony
Singan-teny  2 loha, 3 soroka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Hena eo anin' ny lohasoroky ny omby, ondry... vonoina, mifamaly amin' ny lohantratrany eo ambany [1.1]
Tovy hevitra  6 laingontsorony

Fivaditsoratra  7 lohasorony, 8 solohorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12