|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laingontsorony |
| Singan-teny | 2 laingo, 3 soroka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hena eo anin' ny lohasoroky ny omby, ondry... vonoina, mifamaly amin' ny lohantratrany eo ambany.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 lohasorony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|