|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 letsy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitambotsorana, fietrena sy fidinana; fileferana, fiforetana noho ny lanjan' entana mitambesatra eo amboniny; fihenana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 sinking under pressure
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 dépression, affaissement, action de ployer sous le poids, de diminuer
[1.3#403] 6 qui s'enfonce sous pression [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 23 detsy |
| Kamban-teny rehetra | 24 letsin-trosa |
| Teny iditra (2/3) | 25 letsy |
| Sokajin-teny | 26 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 ety, tery, tsy omby intsony
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 28 letsy |
| Sokajin-teny | 29 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
30 ise, ialahy: Ialahy letsy mba mandehana
[1.1] |
| Ohatra |
31 Raha izay fatiantoka letsy, ry Albert!
[2.5#66]
32 Iny àry aloha ny lasiroa, letsy, ry Solo, ividiano ronono ho an'i Bozy. [1.281#] |
| Tsipelina hafa | 33 lehitsy |
| Kamban-teny rehetra | 34 fara letsy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
35 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|