|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lavo |
| Fototeny | 2la |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lavina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 lavina [1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 5 lavo |
| Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mianjera, potraka [Tanala]
[1.78] 8 Potraka: Nibolisatra izy ka lavo Voazera amin' ny tany: Tolona amin' ny sakaiza tiana; aleo lavony toy izay mahalavo azy Resy: Niady hevitra izahay roa lahy ka lavony aho Maty (an-doka): Niloka tamin' ny ady baolina izahay ka lavoko ariary efapolo izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 fallen. Applied mostly to living things; fig. lucky [1.2] 10 fallen [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 tombé, déchu [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 22 mianjera, 23 miongana, 24 mitsinkasina, 25 potraka, 26 tsirara |
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 lavo, 30 lova, 31 valo, 32 vola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|