| Entrée | 1 latsy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 singam-bolotsangana anohizana tery [Sihanaka]
[1.78] 4 Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1] 5 tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13] |
| Explications en anglais |
6 cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2] |
| Explications en français |
7 traverse, entretoise [1.13] |
| Exemples |
8 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 25 latsikely |
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 27 latsy, 28 tsila |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|