|
|
|
|

Teny iditra1  latsakemboka
Singan-teny  2 latsaka, 3 emboka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 anjara vola aloan'ny tsirairay ao amin'ny kitapon'ny fikambanana misy azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  [latsak-emboka] 6 an offering, a donation, a present made by one's relations or friends on particular occasions [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 cotisation [1.13]
Ohatra  8  mitantana ny latsakemboka ataon' ny mpikambana; [2.114#]
9  Nisy olona nitety trano tokoa nanangona ny latsakemboka. [2.472#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12