|
|
|
|

Entrée1  lasam-binany
Mots élémentaires  2  lasa, 3  vinany
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Exemples  6  Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Synonymes  7  lasam-borona

Mis à jour le 2025/09/12