|
|
|
|

Teny iditra1  lao monina
Singan-teny  2 lao, 3 monina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tofoka tamin' ny fipetrahana tamin' ny toerana iray ka any antoeran-kafa indray no mipetraka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to move away because of disagreement with the neighbors. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui ne s'entend pas avec les voisins et doit déménager. [1.8]

Fivaditsoratra  8 lao monina, 9 mañoloañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12