|
|
|
|

Teny iditra1  lamody
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 mode [1.3]

Fivaditsoratra  lamody, 6 lomady, 7 madilo, 8 midola, 9 Moladì

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12