|
|
|
|

Entrée1  lamisy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiasana fandoahana hazo na vato: Ny lamisy dia misy vatany azo ahodin-tanana, ka rehefa ahodina io, misy vy kely maranitra, atao hoe zanadamisy, mihamilentika hatrany mandoaka ny hazo [1.1]
4  fiasana anodinana ny kamositra mba handavahana [1.13]
Explications en français  5  vilebrequin [1.13]
Tous les mots composés  6  2 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  7  Economie: mécanique
Autres orthographes  8  lamiso

Anagrammes  9 lamisy, 10 milasy, 11 misaly, 12 samily

Mis à jour le 2025/10/08