|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  lalo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 lalana kizo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de passer près ou sur, sans s'arrêter [1.3#377]
5 passe [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  17  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  18 lalo-tanana

Teny iditra (2/4)19  lalo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 rano miserana ny fisiany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22 crue passagère [1.13]

Teny iditra (3/4)23  lalo
Sokajin-teny  24  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  25 tena, vao maika: aja asia-menake ny ariña fa dia lalo menty (aza asiana menaka ny arina fa dia tena mainty be) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  26 a particle used to express dissatisfaction at what another does [Provincial] [1.2]

Teny iditra (4/4)27  lalo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 (du malais : lalu : partir ; javanais : lalu : s'en aller, etc. Sens général des weinmannia (Cunoniaceae). Notamment Weinmannia eriocarpa Tul., Weinmannia madagascariensis DC. et Weinmannia rhodoxylon Tul. Bon bois d'oeuvre de couleur rouge. L'écorce fournit une teinture rouge. Voir aussi lalona. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  lalo, 34 lola

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08