Entrée | 1 lakan-drafitra |
Mots élémentaires | 2 lakana, 3 rafitra |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1] |
Explications en français |
6 pirogue en planches [Betsimisaraka]
[1.78] |
Exemples |
7 lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
[2.285#137]
8 Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14] |
Vocabulaire | 9 Navigation |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |