| Entrée | 1 lahiaivo |
| Mots élémentaires | 2 lahy, 3 aivo |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany [1.1] |
| Explications en anglais |
6 the second son in a family [1.7] |
| Explications en français |
7 Le cadet [1.3#11] 8 le deuxième fils d'une famille [1.8] |
| Exemples |
9 maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo!
[2.944#]
10 Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508#] |
| Vocabulaire | 11 Rapports: famille |
| Analogues | 12 lahimatoa, vaviaivo, vavimatoa |
| Anagrammes | 13 lahiaivo, 14 voailahy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|