|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  kôsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 cosse. [1.13]
Voambolana  4  Fizìka
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/7)6  Kosy
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  8 zanakalahin' i Hama (Gen. 10. 8; 1 Tant. 1. 10). Ny taranany no natao hoe "Kosita". [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  9 Cush. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10 Kush. [2.996]
Voambolana  11  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (3/7)13  Kosy
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15 razamben'i Jehody (Jer. 36. 14). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  16 Cushi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17 Kushi. [2.996]
Voambolana  18  Soratra Masina
Tsipelina hafa  19 kosì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (4/7)21  Kosy
Sokajin-teny  22  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23 razan' i Zefanía mpaminany (Zef. 1. 1). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  24 Cushi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  25 Kushi. [2.996]
Voambolana  26  Soratra Masina
Tsipelina hafa  27 kosì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (5/7)29  Kosy
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  31 mpanompon'i Saoly (Sal. 7). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  32 Cush, a Benjaminite mentioned only in the title to Ps. 7. He was probably a follower of Saul, the head of his tribe.. [1.114]
Fanazavàna teny frantsay  33 Kush. [2.996]
Voambolana  34  Soratra Masina
Tsipelina hafa  35 kosa
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  36 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (6/7)37  Kosy
Sokajin-teny  38  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  39 anaran' ny tany voahodidin' ny Ony Gihona, ilay ony faharoa nivoaka avy tany Edena (Gen. 2. 13). Angamba tao avaratr' i Asyria izy.. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  40 Ethiopia. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  41 Kush. [2.996]
Voambolana  42  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  43 Toko sy andininy momba Kosy

Teny iditra (7/7)44  Kosy
Sokajin-teny  45  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  46 Nosy kely ao atsimo andrefan'i Asia Minora, tokony ho 64 km. ao atsimon' i Mileto. Tao no nijanonan' i Paoly vetivety tamin'ny diany nitety tany fanintelony, raha niakatra ho any Jerosalema izy ; ary tonga tao izy tamin' ny harivan' ny andro nanaovany ilay teny fananarana tamin'ny loholon' ny Fiangonana tany Efesosy. Nijanona tao indray alina ny Apostoly sy ny namany, dia nandroso tamin' ny nalehany ny ampitson' iny (Asa 21. 1). Maro ny Jiosy nonina tao Kosy noho ny íandrosoan' ny varotra tao ; ary angamba nisy Kristiana tany tamin' ny nalehan' i Paoly tao. Nalaza ny nosy noho ny lamba tsara nataon' ny olona tompontany ary noho ny divay vokatry ny tany. Satria eo amin' io nosy io no ifanapahan' ny lalana avy any Grisia mankany Asia Minora sy ny avy any Syria mankany Egypta, dia nahatonga ny varotra tao ho nandroso fatratra izany. Tsy fantatra na efa tafakambana ho isan' ny fari-tanin' i Asia izy tamin' ny taona 139 B.C., na tsia ; fantatra mazava anefa fa tamin' ny andron' i Aogostosy Kaisara dia isan' io fari-tany io izy. Lalana anankiray fandalovan'ny Jiosy ity nosy ity raha miakatra hamangy an'i Jerosalema izy (Asa 21. 1). Ny anarany ankehitriny dia Stanko.. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  47 Coos. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  48 Cos. [2.996]
Voambolana  49  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  50 Toko sy andininy momba Kosy

Fivaditsoratra  51 kiso, 52 Kosi, 53 kôsy, Kosy, 54 soky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10