|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kotana |
| Fototeny | 2 hotana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Korontandrontana misy fikomiana na ady, fifandirana sy fifanoherana, tabataba
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 tumulte, émeute, insurrection, bouleversement, révolution; querelle, rixe
[1.3#361] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 25 kotana |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Phyllanthaceae).
28 Voir aussi kotata. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 31 antoka, 32 kantao, 33 katona, kotana, 34 takona, 35 tanako, 36 tokana, 37 tonaka, tonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|