| Entrée | 1 korotehina |
| Radical | 2 korotika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko? Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ? [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|