|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  koro
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. [1.1]
Tovy hevitra  16 korokoro

Teny iditra (2/3) 17  koro
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19 [Tanala] saiky bory tanteraka: koro sofy [1.78]

Teny iditra (3/3) 20  koro
Sokajin-teny  21  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  30 Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  31 à qui on a coupé une oreille ou les deux [1.3#356]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22