|
|
|
|

Teny iditra1  kopilapilaka
Fototeny  2 pilapilaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandeha mivilambilana sy mitsivaka, famindra tsy mahitsy sy mivilavila.
5 Fihetsika mampiseho hajejoana eny am-pamindrana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 démarche de travers, en zigzag. [1.3]
Tovy hevitra  7 kopilapila

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12