|
|
|
|

Teny iditra1  kolontsaina
Singan-teny  2 kolo, 3 saina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 fitambaran'ireo fomba sy filamatra entina hanabeazana ka zary fomba fisainana raikitra [1.13]
6 fitambaran' ny fomba amam-panao vokatry ny fandinihana sy fisainana ka iraisana sy ifampitaizana
7 ary ifandovana ao amin' ny fiarahamonina:
8 Azo amaritana fiarahamonina iray ny kolontsaina miaina sy iainany
9 fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalana vokatry ny fikatsaham-pivoarana sy fandrosoana [1.62#625]
Fanazavàna teny frantsay  10 culture [1.13]
Ohatra  11  Dia izay no nisarahan' ireto kolontsaina roa ireto. [2.445#85]
12  ny fandaminana na ny fampandehanana ny sehatrasa samihafa misahana lalàna, toekarena, sosialy ary kolontsaina; [1.320]
13  Vokatry ny fisedrana amin' ny raharaham-pifidianana sy kolontsaina amin' ny rafitra demokratika izay manaiky ny faharesena sy miarahaba ny mpandresy izany. [4.27]
14  Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin'angano fotsiny tsy akory. [2.528]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17