| Entrée | 1 kohaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a cough [1.7] |
| Explications en français |
5 toux [1.54, 1.8] |
| Exemples |
6 Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara.
[2.424#]
7 Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#] 8 Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 29 5 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 30 Santé 31 Son |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|