|
|
|
|

Teny iditra1  kobonina
Fototeny  2 kobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Rakofana aminy itandremana, afenina ao anaty lamba na akanjo: Nokoboniny tao anaty lambany ilay lefompohy ka tsy aisy nahita.
5 Tazonina ao am-po, tsy lazalazaina amin' olona: Nokoboniny tao ny alahelony ka nony ela nanimba ny sainy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on couvre soigneusement, qu’on cache dans son vêtement: Nokoboniny tao anatin’ ny lambany ny akoho, fa naneno tampoka (Il cachait sous son lamba un poulet, qui s’est mis tout à coup à crier). [1.3#345]
Ohatra  7  Tamin' ny voalohany, tsaroako ny fijaliany, ny hatezerany koboniny ao am-pony, hita tamin' ny tarehiny koa ny dian' ny fihambatany nentiny. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/11