|
|
|
|

Entrée (1/3)1  koa
Partie du discours  2  conjonction [Liste complète]
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.78] [Taisaka] indray, sy
11  [1.78] [Tanala] toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary)
12  [1.1] Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva
Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao
Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao
Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao
Explications en anglais  13  [1.7] also, and so
Explications en français  14  [1.3#342, 1.8] et
15  [1.8] aussi, de plus

Entrée (2/3)16  koa
Partie du discours  17  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.78] [Bara] kosa

Entrée (3/3)19  koa
Partie du discours  20  nom
Dérivés 
21  Verbes actifs :
22  Verbes passifs :
23  Verbes relatifs :
24  Noms :
25  Adjectifs :
Explications en malgache  26  [1.1] Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka
Explications en français  27  [1.3#342] action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale

Anagrammes  28  akô, ako, aok, kao, koa, oka

Mis à jour le 2025/08/10