|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  kitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 feo, ady, kitrana. [Taisaka] [1.78]
4 Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamaly sy hampiady.
5 Kilema, tsiny: Izaho tsy hibaby kitra ny aminao.
6 Trosa.
7 Angely ampiadina.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 words of excitation to fight. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 paroles d'excitation. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)31  kitra
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33 Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisin-tanana, lalao baolina boribory. [1.1]
Voambolana  34  Kilalao

Teny iditra (3/5)35  kitra
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 karazan-garaba. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)38  kitra
Sokajin-teny  39  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  40 Botry ratsy.
41 Karaodraoka, kitika. [1.1]

Teny iditra (5/5)42  kitra
Sokajin-teny  43  anarana
Fanazavàna teny frantsay  44 (vient de l'adjectif kitra : rabougri ; même sens que botry (merina) ; ou de la racine verbale kitra : action de tracasser ?). Catharanthus longifolius (Pichon) Pichon et Catharanthus ovalis Markgr. Plantes utilisées autrefois comme poisons d'épreuve (voir kita). On les emploie surtout de nos jours pour préparer des vermifuges à usage vétérinaire, surtout pour les jeunes veaux.. [Bara, Betsileo, Taisaka] [1.196]
Voambolana  45  Haizavamaniry 46  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  47 katry, 48 kitra, 49 traky, 50 trika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09