|
|
|
|

Teny iditra1  kitay telo an-dalana
Singan-teny  2 kitay, 3 telo, 4 lalana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fomba fizarana ny haren' ny mpivady misaraka, ka ny roa anjaran' ny lahy, ny iray anjaran' ny vavy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12