|
|
|
|

Teny iditra1 kinetsa
Fototeny  2ketsa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voaketsa, ketsaina, voafindra: Vary efa nokinetsa ireo fa ataovy tsara rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Planté, où le riz a été transplanté ; frappé [1.3#325]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Tovy hevitra  9voaketsa

Fivaditsoratra  10 kinetsa, 11 sakinte, 12 sintake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12