|
|
|
|

Teny iditra1  kinasa
Fototeny  2 kasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Voakasa, kasaina, tetehina hatao: Tsy tanteraka ilay dia nokinasanay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [nokinasa] 5 proposé, préparé, attendu [1.3#315]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voakasa

Fivaditsoratra  kinasa, 10 ñasika, 11 sakany, 12 sañaky, sanaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21