|
|
|
|

Teny iditra1  kinajy
Fototeny  2 kajy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kajina, tandremana tatratra: Nokinajiny ny fihavanana nandritra ny fiainany [1.1]
[1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 traité avec attention, bien fait, soigné [1.3#304]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voakajy

Fivaditsoratra  10 jinika, 11 kijina, kinajy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12