Entrée kimosamosa (mosamosa)
Partie du discours nom
Explications en malgache (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina [1.10]
 Jereo mosalahy [1.1]
Explications en français Comme mosalahy [1.3]

Mis à jour le 2024/02/27