|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kilanjy
Fototeny  2 lanjy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 pipa fifohana paraky na vovo-tsigara [1.10#K199]
5 Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a tobacco pipe [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 pipe [1.3]
Kamban-teny rehetra  8 tain-kilanjy

Teny iditra (2/4)9  kilanjy
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets. [Betsileo] [1.10#K199]
Fanazavàna teny anglisy  12 the name of a grass [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae). Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)17  kilanjy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry [Betsileo] [1.10#K199]
Fanazavàna teny frantsay  20 Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy. On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. (R.P. Dubois). [Betsileo] [1.196]
Ohatra  21  kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana [1.10#K199]
Voambolana  22  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)23  kilanjy
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba [1.10#K199]
Fanazavàna teny frantsay  26 Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09