|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kifolona |
| Fototeny | 2 folona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fakan-javatra fihinana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa).
[Merina, Sakalava]
[1.196] |
| Ohatra |
6 Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony.
[2.643#]
|
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 8 fanoloky, kifolona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|