|
|
|
|

Teny iditra1  folona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Bory, tsy misy tahony na zavatra andraisana azy: Folon-drambo ilay alikanay vaovao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 having lost the tail, or some other member of the body. See bory. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 (du malais putung) pour les plantes : coupées au raz du sol, rabattu, recépées,
6 qu'on détruit jusqu'à la racine.
7 Se dit notamment pour l'oignon dont on coupe la partie aérienne pour faire mûrir le bulbe [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  19 folon-taho
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 fanolo, folona, 22 lofoña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17