|
|
|
|

Teny iditra1  kibo tsy manary havana
Singan-teny  2 kibo, 3 tsy, 4 manary, 5 havana
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12