|
|
|
|

Teny iditra 1  kentana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Petit, fluet mais vif, alerte [1.3#322]
Ohatra  5  Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470#]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26