|
|
|
|

Teny iditra1  kasihina
Fototeny  2 kasika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana.
5 Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on touche. [1.3#316]
Ohatra  7  Marary ny voamaso rehefa kasihina. [2.424#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 kasihina, 14 sihanaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02