Entrée | karatoka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Bara hazo mifantsika amin' ny kopa-baravarana iray ka mahazo mihetsika sy mihodina, ka rehefa alatsaka na akaratoka ary miditra amin' ny vy mihonkona amin' ilay kopa-baravarana iray hafa, dia mahatonga ny varavarana hihidy mafy [1.1] | |
Explications en français | Loquet [1.3] | |
Anagrammes | akatroka, akotràka, karatoka, katraoka, korataka, takaroka |
Mis à jour le 2020/07/31 |