Entrée | 1 karama |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana [1.1] |
Explications en anglais |
4 wages [1.7] |
Explications en français |
5 salaire, traitement [1.8] |
Exemples |
6 Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama.
[2.472#]
7 Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#] 8 Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 44 tamby, vava vola, vidin-katsembohana, vidin' aina, valin-kasasarana, takalom-patsa vidim-pihinanana, fihinanana, sakafo, fivelomana, kapoaka, vidin-jiro, hasin-tanana, falim-po, fankasitrahana |
Proverbes | 45 Proverbes contenant le mot karama |
Article | 46 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 47 kamara, 48 karama, 49 makara, 50 Ramaka |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |