| Entrée | 1 kaporaly-sefo |
| Mots élémentaires | 2 kaporaly, 3 sefo |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina [1.1] |
| Vocabulaire | 6 Militaire |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|