|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kapika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 sokatra. [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (2/2)5  kapika
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Voanjombazaha. [1.1]
8 voanjo lava. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 arachide, pistache, cacahuète. [1.13]
10 (de mpika ou pika, onomatopée, bruit que fait la coque du fruit quand on l'écrase). Arachis hypogaea L. (Fabaceae). L'arachide, plante cultivée pour ses graines riches en matière grasse ; aliment et matière première d'huilerie.. [Bara] [1.196]
Ohatra  11  Mamboly ary mamokatra kapika ny mpamboly. [2.445]
12  Ny kabaro sy ny hasy kosa, ary ny kapika sy ny voanemba indraindray no fivarotra. [2.606]
Voambolana  13  Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  14 kapiky, voanjo katra, voanjom-bazaha, voanjopika
Mpanahaka  15  voanjolava
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16 kapika, 17 kipaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09