|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kapaina |
| Fototeny | 2kapa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tapahina amin' ny famaky na antsibe.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be cut, as a tree.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on coupe, qu'on abat comme un arbre.
[1.8] 7qu'on coupe, qu'on défriche. [Tanala] [1.6] |
| Ohatra |
8 kapaina ny lobolobo, esorina ny rano mihandrona.
[2.445#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ikapana, 15 kapaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|