Entrée kaody
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Mitovy hevitra: haolo ~ milodilody [1.1]
Dérivés 
Synonymes kaodikaody
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31